Entrée | 1 borozany |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [0] jereo borizano |
Exemples |
4 [2.59#] ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany; 5 [2.366#] Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. |
Autres orthographes | 6 borizany, borizano, borozano |
Anagrammes | 7 borizano, borozany |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |