|
|
|
|

Entrée1  bitika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo.
4  Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ
5  (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...) [1.1]
Explications en anglais  6  diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom. [1.2]
7  diminutive, tiny; cf. kitika [1.7]
Explications en français  8  très petit [1.3, 1.8]
9  une quantité infime, chétif [1.3]
Exemples  10  Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [1.267]
11  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
12  Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [2.285]
Morphologie 
13  Simple :
14  Impératif :
Dérivés 
15  Adjectifs :
Synonymes  16  bititika
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot bitika

Anagrammes  22  bitaky, bitika, kabity, tibaky

Mis à jour le 2020/07/31