|
|
|
|

Entrée1  biriky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin' ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo atao amin' ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin' ny fompotra na amin' ny kitay hazo
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] a brick
Explications en français  5  [1.8, 1.13] brique
Exemples  6  Nosokirinay ho lasa trano ny biriky. [2.445]
7  Ny tiako, dia ny mba ho trano fiangonana biriky. [2.270]
8  Ary hatao tafo tanimanga sy rindrim-biriky madio ivelany. [2.470]
Vocabulaire  9  Economie: bâtiments, travaux publics
Mots composés 
Article  18  Randzavola: biriky ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
19  20 

Mis à jour le 2024/12/08