Entrée (1/7) | 1 baràka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 voninahitra [Tambahoaka, Taisaka, Tanala]
[1.78] 4 hasina [Taisaka] [1.78] 5 haja [Tanala] [1.78] 6 voninahitra [1.1, 1.62] 7 boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62] |
Explications en anglais |
8 honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2] |
Explications en français |
9 honneur, réputation [1.3] 10 honneur [Taisaka] [1.82] |
Exemples |
11 Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1] |
Mots composés |
|
Entrée (2/7) | 17 baràka |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62] |
Entrée (3/7) | 20 baraka |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13] |
Explications en français |
23 hymen [1.13] |
Vocabulaire |
24 Biologie |
Synonymes | 25 sarom-pivaviana |
Mots composés |
|
Entrée (4/7) | 30 baraka |
Partie du discours | 31 nom |
Explications en malgache |
32 henatra [Betsimisaraka, Sihanaka]
[1.78] |
Dérivés |
|
Entrée (5/7) | 34 baraka |
Partie du discours | 35 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
36 hatramin' [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entrée (6/7) | 37 Baraka |
Partie du discours | 38 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
39 Barak [2.996] |
Explications en français |
40 Baraq [2.996] |
Exemples |
41 Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996] |
Vocabulaire |
42 Ecritures Saintes |
Citations bibliques | 43 Chapitres et versets citant Baraka |
Article |
44 Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly |
Entrée (7/7) | 45 Barakà |
Partie du discours | 46 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
47 Berachah [2.996] |
Explications en français |
48 Beraka [2.996] |
Vocabulaire |
49 Ecritures Saintes |
Synonymes | 50 beraka |
Citations bibliques | 51 Chapitres et versets citant Barakà |
Anagrammes | 52 arabak, Bakara, baràka, baraka, karaba, rabaka |
Mis à jour le 2024/11/22 |