Entrée | 1 avondrona |
Radical | 2 vondrona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1#130] Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana |
Exemples |
5 avondrona eo ambany fahefan' ny fokontany ny fokonolona rehetra. [4.27#2003/12/29] 6 Ireo "lahateny miavaka" narindran'olona isan-karazany ireo, no avondrona ho tahiry, akoran-draha hotrandrahina. [2.606#23] 7 Toa azo avondrona amin' ny baiko tokana ny fepetra rehetra, na amin' ny fitsimbinana ny tena na amin' ny fitsim-binana ny namana. [2.296#43] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |