Entrée |
avaratra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [1.1]
|
Explications en anglais | The north. (Mal. utara; Sans. utara?) [1.2]
|
| The north [1.7]
|
Explications en français | Nord [1.3, 1.8]
|
Exemples | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
avaratra,
avaratry,
avaratr',
avara- |
|
Antonymes |
|
Entrée |
avaratra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra
[1.1]
|
Vocabulaire |
|