Entrée (1/2) | 1 atoko |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin' izao, fa tsinjarazaraina ho antontany kely maromaro: Atokoy ny henanao, Rangahy itỳ, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho Zarazaraina: Atokoy dimy ireto mpianatra ireto |
Radical | 4 toko |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 atoko |
Partie du discours | 10 verbe passif |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Betsimisaraka]
andrahoina |
Morphologie |
|
Anagrammes | 16 atoko, tokoa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |