Entrée | 1 atody miady amam-bato |
Mots élémentaires | 2 atody, miady, amana, vato |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [2.470] 5 atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14] |
Mis à jour le 2023/06/15 |