|
|
|
|

Entrée (1/4)1  ariary
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie: finances, gestion
Explications en malgache  4  Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [1.1]
Explications en anglais  5  a dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [1.2]
6  a "dollar", five francs [1.7]
Explications en français  7  une "piastre", cinq francs [1.8]
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot ariary

Entrée (2/4)10  ariary
Partie du discours  11  nom
Vocabulaire  12  Navigation
Explications en français  13  nom d'une espèce de cordages, haubans. [Tankarana] [1.19]

Entrée (3/4)14  ariary
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  velarana [Betsimisaraka] [1.78]
Explications en français  17  surface [1.78]

Entrée (4/4)18  ariary
Partie du discours  19  préposition
Explications en malgache  20  manodidina [Taimoro] [1.78]
Tableaux et planches  21  Toutes les prépositions

Anagrammes  22  ariary, rairay

Mis à jour le 2020/07/31