|
|
|
|

Entrée1  arenina
Radical  2  arina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana
Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano
Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo
Explications en anglais  5  [1.7] to be levelled; to be set upright
Explications en français  6  [1.8] qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb
Exemples  7  arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany. [2.117#]
8  Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#]
9  Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot arenina

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21