|
|
|
|

Entrée1  arabo
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Vocabulaire  3  Géographie: pays, peuples
Explications en malgache  4  Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina
5  Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [1.1]
Explications en anglais  6  an Arab. See talaotra, silamo [1.2]
7  an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [1.7]
Explications en français  8  Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [1.8]
9  Arabe [1.5]
Exemples  10  Maromaro ihany ny arabo nonina an-drenivohitra. [2.366#]
11  Ny Nosy manja, araka izany, dia Nosin' ny arabo. [2.508#]
Article  12  Randzavola: Arabo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  13  arabo, aroba, barao, Baroa, boara, rabao

Mis à jour le 2022/07/18