|
|
|
|

Entrée (1/2)1  silamo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy
Vocabulaire  4  Religions, Croyances

Entrée (2/2)5  silamo
Partie du discours  6  nom ou adjectif
Explications en malgache  7  [1.1] Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa
Exemples  8  Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470]
Vocabulaire  9  Religions, Croyances

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21