|
|
|
|

Entrée1  apetraka hisotro ronono
Mots élémentaires  2  apetraka, misotro, ronono
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany [1.1]
Synonymes  5  misotro ronono

Mis à jour le 2023/06/20