|
|
|
|

Entrée (1/3)1  antsantsa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [1.1]
Explications en anglais  4  a shark. See akio [1.2]
5  a shark [1.7]
Explications en français  6  requin [1.8]
Exemples  7  iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony. [2.5]
Vocabulaire  8  Zoologie: poissons
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot antsantsa

Entrée (2/3)12  antsantsa
Partie du discours  13  nom
Explications en anglais  14  Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [1.2]
Vocabulaire  15  Zoologie: reptiles, amphibiens

Entrée (3/3)16  antsantsa
Partie du discours  17  nom
Explications en anglais  18  In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [1.2]
Vocabulaire  19  Loi

Anagrammes  20  antsantsa, tsantsana

Mis à jour le 2023/08/16