Entrée | 1 anti-dahy |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 (antidahy) lahy antitra [Tambahoaka]
[1.78] |
Explications en anglais |
4 an old man. Contemptuous if used in Imerina. [Provincial]
[1.2] 5 an old man (disrespectful) [1.7] |
Explications en français |
6 vieillard (peu respectueux) [1.8] |
Exemples |
7 kirin' antidahy sy lahy manara-bady no fanarabiana nataon' izy ireo azy. [2.470#] 8 Ny renin-jaza mamikitra eo amin' ny andry, fa ny antidahy mitso-drano ireo ampakarina. [1.437#] |
Analogues | 9 antibavy |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot anti-dahy |
Anagrammes | 11 anti-dahy, haditany, handitia |
Mis à jour le 2023/01/12 |