Entrée | 1 ankaso |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso 4 Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso 5 Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1] |
Explications en anglais |
6 taking by force; malicious damage [1.7] |
Explications en français |
7 du mal fait à quelqu'un [1.8] |
Exemples |
8 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471] |
Analogues | 9 hetraketraka, filambanony, sotasota, hasomparana |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 ankaso, kanosa, sakano, sokana, sonaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |