Entrée (1/2) | 1 ankaratsiana |
Radical | 2 ratsy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1#89] Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana |
Exemples |
5 Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124] |
Antonymes | 6 ankasoavana |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 an-karatsiana |
Partie du discours | 9 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
10 [1.1#89] Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana |
Explications en anglais |
11 [1.7] in evil days |
Explications en français |
12 [1.3#613] dans l'épreuve 13 [1.8] dans le malheur |
Exemples |
14 ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23] |
Antonymes | 15 ankasoavana |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot an-karatsiana |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |