Entrée | 1 an-karanany |
Radical | 2 ana, anaty, haranany |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany [1.1] |
Explications en anglais |
5 [ankaranany] as yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready [1.7] |
Explications en français |
6 [ankaranany] (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point [1.8] |
Exemples |
7 kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany; [4.27#] |
Anagrammes | 8 an-karanany, nanakarany, nanakirana, niankarana |
Mis à jour le 2023/10/28 |