|
|
|
|

Entrée1  ankamasinina
Radical  2  masina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ô!
Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao
Explications en français  5  [1.3#223] Qu'on consacre, qu’on sanctifie, qu on bénit, qu'on adore, qu’on honore, sur quoi on s'appuie.
Exemples  6  Tsy misy izany, ry ise hoy ilay manamboninahitra, fa ny Andriana no mamy ary ny teniny no ankamasinina, ka ny mandeha tsy zoto, ary ny mijanona tsy laina, fa raharaha ifanomanana, ka izay mety sy ifanarahana no atao. [2.587#]
7  Noho izany, nadio fitondran-tena izy, tamin' ny namoahan-dRanavalona II ny Lalàna (Andininy faha-8) nandrara ny fampirafesana, sy ny Lalàna nanao ho andro ankamasinina ny andro alahady, tao an-tempoly, ho an' ny protestanta, tao am-piangonana, ho an' ny katolika. [2.270#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  hamasinina

Anagrammes  13  ankamasinany, ankamasinina

Mis à jour le 2024/02/19