Entrée |
anjoanjo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra tsy maintsy natao ao amin' ny fanekena; fepetra fehivava [1.1]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
anjoanjo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tena manao anjoanjo koa izay olona nametraka itỳ tavoahangy feno rano itỳ teto ampovoan-trano Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo [1.1]
|
|
Entrée |
anjoanjo
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin' ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy [1.1]
|
Explications en anglais | Haphazardly, at random [1.7]
|
Explications en français | Comme kitoatoa
[1.3]
|
| Au hasard, à l'aventure [1.8]
|
|