|
|
|
|

Entrée1  anglisy
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy
Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy
Explications en anglais  4  [1.7] an Englishman or woman
Explications en français  5  [1.8] anglais, anglaise
Vocabulaire  6  Géographie: pays, peuples
Synonymes  7  angley
Analogues  8  angletera, englanda
Mots composés 
Titres  12  An Elementary Englisy-Malagasy Dictionary (Hallanger Fredrick Stang)
13  Diksionary Englisy sy Malagasy : ho any izay mianatra teny Englisy (Sewell Joseph S)
14  Diksionera Malagasy-Englisy (Hallanger Fredrick Stang)

Mis à jour le 2024/12/12