|
|
|
|

Entrée1  angley
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Vocabulaire  3  Géographie: pays, peuples
Explications en malgache  4  Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Angley
5  Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny angley [1.1]
Explications en anglais  6  Englishman, Englishwoman
7  English [3.1]
Explications en français  8  anglais, anglaise [3.1]
Synonymes  9  anglisy

Anagrammes  10  angely, angley

Mis à jour le 2020/07/31