Entrée 1/2 andriambavy
Mots élémentaires andriana ; vavy
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [1.1]
Explications en anglais [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [1.2]
Phytonymes 

Entrée 2/2 andriambavy
Mots élémentaires andriana ; vavy
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [1.1]
Explications en français Dame; jeu de cartes [1.13]
Vocabulaire 
Analogues  ampamaky ~ andriandahy
Illustrations 

Mis à jour le 2023/12/16