Entrée andrao
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1]
Explications en anglais See fandrao [1.7]
 Lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [1.2]
Explications en français Voir fandrao [1.8]
 De peur que [1.12]
Exemples 
1Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366]
2Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245]
Mots composés 
Analogues  fandrao ~ mba ~ ndrao ~ sangoa

Entrée andrao (andra)
Partie du discours impératif du verbe passif andraina [liste complète]

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/05/02