Entrée (1/2) | 1 andahiny |
Radical | 2 any, lahy, -ny |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.10] ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny |
Explications en anglais |
5 [1.2] the bass end of the drum; the treble chord of the valiha. |
Explications en français |
6 [1.3] le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes |
Vocabulaire |
7 Musique: (en général) |
Antonymes | 8 ambaviny |
Mots composés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot andahiny |
Entrée (2/2) | 11 andahiny |
Radical | 12 any, lahy, -ny |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.10] amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny |
Explications en français |
15 [1.3] le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide 16 [1.5] pièce mâle |
Antonymes | 17 ambaviny |
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot andahiny |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |