Entrée (1/2) | 1 ambaviny |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.10] ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony 4 [1.1] Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony |
Explications en anglais |
5 [1.2] the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only. |
Explications en français |
6 [1.3] nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout |
Vocabulaire |
7 Musique: (en général) |
Antonymes | 8 andahiny |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot ambaviny |
Entrée (2/2) | 10 ambaviny |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.10] loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta 13 [1.1] Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra |
Explications en français |
14 [1.3] les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine 15 [1.5] pièce femelle |
Antonymes | 16 andahiny |
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |