Entrée (1/2) | 1 ampondra |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Zoologie: mammifères |
Explications en malgache |
4 bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [Betsileo]
[1.78] 5 Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1] |
Explications en anglais |
6 a mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2] 7 a donkey [1.7] |
Explications en français |
8 ane [1.54] 9 âne, bourrique [1.8] 10 âne [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
11 Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117#120] 12 Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293#] 13 Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857#] 14 nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285#] |
Zoonymes |
|
Article |
16 Randzavola: ampondra ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 17 ampondra |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 vilia [Tanosy]
[1.78] |
Phytonymes |
|
Anagrammes | 21 ampandro, ampondra, mpandaro |
Mis à jour le 2023/12/07 |