Entrée | 1 am-pofoana |
Mots élémentaires | 2 fofoana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy [1.1] |
Explications en anglais |
5 in the lap [1.2] 6 on the bosom [1.7] |
Explications en français |
7 dans le giron [1.8] |
Exemples |
8 Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany! [2.59#] 9 Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro. [1.381#] |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot am-pofoana |
Anagrammes | 11 am-pofoana, foampoana |
Mis à jour le 2024/02/12 |