Entrée | 1 ampinga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1] 4 fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13] |
Explications en anglais |
5 a shield, a buckler. [1.2] 6 a shield [1.7] |
Explications en français |
7 bouclier [1.8] 8 rondelle [1.13] |
Exemples |
9 fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro. [2.587#] 10 koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot ampinga |
Article |
16 Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 17 ampinga, mapinga, mpangia, mpigana, paminga |
Mis à jour le 2023/06/18 |