Entrée | 1 ampalesina |
Radical | 2 ampaly |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted. 6 [1.7] to be sandpapered |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on polit au papier verre |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 ampalina |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot ampalesina |
Mis à jour le 2024/12/11 |