Entrée (1/2) | 1 ambonivohitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro |
Explications en anglais |
4 [1.2] The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra |
Explications en français |
5 [1.3#30] citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale |
Exemples |
6 [2.48] "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: 7 [4.27#] Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. |
Vocabulaire |
8 Géographie: (en général) |
Mots élémentaires | 9 ambony, vohitra |
Antonymes | 10 ambanivohitra |
Entrée (2/2) | 11 ambonivohitra |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en anglais |
13 [1.2] the dead not yet buried |
Explications en français |
14 [1.3#30] se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |