Entrée | 1 ambanivohitra |
Mots élémentaires | 2 ambany, vohitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe |
Explications en anglais |
5 [1.2] The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. 6 [1.7] the country; country people |
Explications en français |
7 [1.8] la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard |
Exemples |
8 Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4] 9 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48] 10 Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472] |
Vocabulaire |
11 Géographie: (en général) |
Antonymes | 12 ambonivohitra |
Titres | 13 Antananarivo sy Ambanivohitra (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot ambanivohitra |
Mis à jour le 2024/12/12 |