|
|
|
|

Entrée1  ambentin-teny
Mots élémentaires  2  venty, teny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fotopototry ny teny lazaina ka averimberina matetika: Ny fandriampahalemana no ambentin-tenin' ilay mpikabary [1.1]
Explications en anglais  5  [venty, substance, teny, word.] A by-word. [1.2]
6  the subject of gossip, the talk of the town [1.7]
Explications en français  7  qu'on redit, qu'on a toujours sur les lèvres [1.3]
8  qu'on répète ou raconte partout [1.8]
Exemples  9  "Tsy amidy tsy atakalo", izay ihany no ambentin-tenin' ireny. [2.472#153]
10  [2.996]
11  Hevitra telo no ambentin-tenin' ny Antoko sy ny gazety mpanohana azy dia ireto : fahaleovantena, famotsoran-keloka faobe ho an' ny mpigadra politika, firaisana. [2.113#85]
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ambentin-teny

Mis à jour le 2023/06/08