Entrée 1/3 ambany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
Explications en anglais Under [1.7]
Explications en français En bas, au dessous [1.8]
Dérivés 
 
Antonymes 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée 2/3 ambany
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en anglais Down [1.2, 1.7]
 [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
Explications en français Sous, bas [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée 3/3 ambany
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Andrefana [1.78]
Explications en anglais  [Provincial] The west [1.2]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/12/13