Entrée | 1 amalona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1] |
Explications en anglais |
4 an eel. [Mal. malany(?).] [1.2] 5 an eel [1.7] |
Explications en français |
6 anguille [1.3, 1.8] |
Exemples |
7 olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [2.48] |
Vocabulaire |
8 Zoologie: poissons |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot amalona |
Anagrammes | 21 amalano, amalona, manoala |
Mis à jour le 2023/06/06 |