|
|
|
|

Entrée (1/5)1  aloalo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha)
Explications en anglais  4  [1.7] a grave ornament carved from wood (southwest).
Explications en français  5  [1.8] ornement de tombeau en bois (sud-ouest).
Exemples  6  Nony maty anefa Rasomotrarindrano, dia nantsoina ny vahoakan'i Vohimena (izay noheverina fa efa lovan'Andrianantara II) mba hanao levenana (fanaovana aloalo sy vatomasina), kanefa nandà i Vohimena. [2.508#]
Mots composés 

Entrée (2/5)8  aloalo
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly
Mots composés 

Entrée (3/5)12  aloalo
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.78] [Taimoro] matoatoa
15  [1.78] [Sihanaka] aloka, fanahy
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot aloalo

Entrée (4/5)17  aloalo
Partie du discours  18  nom
Explications en anglais  19  [1.2] a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.)
Explications en français  20  [1.19] [Tankarana] précipice.
Synonymes  21  alo

Entrée (5/5)22  aloalo
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  [1.78] [Taisaka, Bara] Ako

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21