Entrée (1/2) | 1 aloa |
Radical | 2 loa |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be vomited; to be paid |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on vomit; qu'on paie |
Exemples |
7 aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236#antananarivomiantsena] 8 Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres | 15 Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina (Rabenandrasana Lalao François) |
Entrée (2/2) | 16 aloa |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 [1.78] [Betsileo]
moka |
Vocabulaire |
19 Zoologie: invertébrés |
Synonymes | 20 aloe |
Anagrammes | 21 |
Mis à jour le 2025/01/21 |