Entrée | 1 alin-taona |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha |
Explications en anglais |
4 [1.2] Precocious; premature, as of fruits. |
Vocabulaire |
5 Botanique: (en général) |
Mots élémentaires | 6 alina, taona |
Anagrammes | 7 alantonay, alin-taona, ilantoana, taolanina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |