|
|
|
|

Entrée1  akambana
Radical  2  kambana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra
Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra
Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza
Explications en anglais  5  [1.7] to be joined together
Explications en français  6  [1.3#306, 1.8] qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste
7  [1.3#306] Qu’on réunit, qu’on met ensemble, qu’on réconcilie.
Exemples  8  Hakambako ny fihavananareo roa lahy (Je vous réconcilierai tous les deux) [1.3#306]
9  koa amin' izany dia akambana ny hoe lineara sy lantsa, ka atao hoe lineara-lantsa. [1.357#]
10  Nakambana ny tànan’ ilay mpangalatra (On a joint, uni par un même lien les mains de ce voleur) [1.3#306]
11  Nakambako ny entana roa, fa maivana loatra (J'ai réuni les deux paquets, parce qu’ ils sont trop légers) [1.3#306]
12  Hakambana ny mpianatra rehetra rahampitso mba hadinina (On réunira demain tous les élèves pour les examiner) [1.3#306]
13  Izay nakamban' Andriamanitra tsy azon’ olombelona sarahina (Les hommes ne peuvent séparer ceux que Dieu a unis) [1.3#306]
14  Izao no fombany anankiray vokatry ny roa raha akambana : Taló sy odovy - aretina no vokany Tany sy trano - fiarenana id. [1.437#]
15  Tsy nakambanao tsara ny hazo fisaka amin’ ny latabatra (Vous n’avez pas bien joint, ajusté les planches de la table) [1.3#306]
16  Nakambana tamin’ ny trano iray ny entana rehetra (Tous les paquets ont été réunis, mis ensemble dans une seule maison) [1.3#306]
17  ny fihodinana faharoa dia akambana amin' ny an' ny solombavambahoaka ny 20 desambra. [4.27#]
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot akambana

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21