|
|
|
|

Entrée1  aiza
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao?
Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!
Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise!
4  [1.78] ahia? (Tankarana)
aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana)
ay? (Bara)
aie? (Mahafaly)
akaa? (Betsimisaraka)
haia? (Tankarana)
Explications en anglais  5  [1.2] where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia.
6  [1.7] where?
Explications en français  7  [1.8] où?
Exemples  8  Ho aiza ianareo roa lahy? [2.472]
9  aiza no ahalalanao izany? [2.499]
10  Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
Mots composés 

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21