Entrée | 1 ahi-maitso |
Mots élémentaires | 2 ahitra, maitso |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) |
Explications en anglais |
5 [1.2][ahimaitso] Green grass |
Explications en français |
6 [1.3] herbe verte, fourrage vert 7 [1.13] verdure, gazon, pelouse |
Exemples |
8 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5] |
Vocabulaire |
9 Botanique: (en général) |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |