|
|
|
|

Entrée1  ahena
Radical  2  hena
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho
5  Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1]
Explications en anglais  6  to be lessened, to be diminished. [1.2]
7  to be lessened, to be reduced [1.7]
Explications en français  8  qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie [1.8]
9  ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Exemples  10  Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo? [2.270#]
Vocabulaire  11  Santé
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Anagrammes  16  ahena, ehana, hanea, heana

Mis à jour le 2023/01/19