|
|
|
|

Entrée1  afontsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taimoro] akondro
4  [1.1] Karazan' akondro vaventy
Explications en français  5  [1.3] La grande banane, bananier qui la produit
6  [1.196] (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [Betsimisaraka]
Exemples  7  Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131#280]
Vocabulaire  8  Botanique: fruit
Autres orthographes  9  fontsy
Phytonymes 
Nom scientifique 

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21