|
|
|
|

Entrée1  afolava
Mots élémentaires  2  afo, lava
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] [Betsileo] Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary manala ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon' ny afolava madinika (Hyptis pectinata)
Explications en anglais  5  [1.2] [Betsileo] a tall herb. Hyptis pectinata, Poir. Same as sangasanganandevolahy and sangasanganimarina
Explications en français  6  [1.196] (de afo = feu, flamme et lava = long ; allusion aux inflorescences d'un beau rouge). Hyptis pectinata (L.) Poit. (Lamiaceae) et depuis peu, à Tananarive, Salvia coccinea Buc'hoz ex Etl. (Lamiaceae). La décoction de ces deux plantes est désinfectante et antispasmodique. On l'administre aux enfants qui toussent. [Merina]
7  [Betsileo]
Vocabulaire  8  Botanique: plantes médicinales
Synonymes  9  rombantsahona, sangasanganandevolahy, sangasanganimarina
Nom scientifique 

Mis à jour le 2024/12/10