Entrée (1/2) | 1 afara |
Radical | 2 fara |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.78, 1.1] aoriana 5 [1.78] [Bara, Tandroy] manaraka 6 [1.78] [Tandroy] ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe |
Explications en français |
7 [1.5] |
Exemples |
8 Ianao mandehana avy ao afara [1.1] 9 Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [2.4] 10 fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [2.48] 11 fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [2.4] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 añafara |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 18 afara |
Partie du discours | 19 préposition [Liste complète] |
Explications en malgache |
20 [1.78] [Taimoro]
rehefa avy eo |
Synonymes | 21 afarana |
Anagrammes | 22 |
Mis à jour le 2025/01/21 |