|
|
|
|

Entrée1  afa-pana
Mots élémentaires  2  afaka, fana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313]
Exemples  5  Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280]
Vocabulaire  6  Santé

Mis à jour le 2024/08/13