Entrée |
afa-karatsaka
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [1.1]
|
Explications en anglais | [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [1.2]
|
Mots élémentaires | afaka,
haratsaka |
Mots composés |
|
|
Entrée |
afa-karatsaka
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Madio tsara tsy misy romoromony Afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1]
|
Mots élémentaires | afaka,
haratsaka |
|