|
|
|
|

Entrée1  haratsaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary
Explications en anglais  4  [1.2] cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice
small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka.
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21