|
|
|
|

Entrée1  afakampitso
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en anglais  3  [1.2] The day after to-morrow.
Exemples  4  [2.471] Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho.
5  [2.470] Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny.
6  [2.472] Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina.
Vocabulaire  7  Temps
Mots élémentaires  8  afaka, ampitso
Morphologie 
9  Simple :

Anagrammes  10  afakampitso, fampitsoaka

Mis à jour le 2025/01/21