Entrée |
adray
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra.
(Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina
amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). --
Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.;
ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao:
Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]
|
Explications en anglais | An expression of fear. [1.2]
|
| Oh my!, alas!
[same as adrey]
[1.7]
|
Explications en français | Pour marquer la douleur, la peur : aie ! là là là là ! [1.3]
|
| Tiens ! douleur, crainte : aïe !
[comme adrey]
[1.8]
|
Exemples |
1 | Adray toa zazavavy fantany!
[2.499]
|
2 | Adray, hoy reniny niteny mafy.
[2.470]
|
3 | Adray ny fahatairany, nony nahita fa Rasolo irery no nitranga.
[2.324]
|
|
Autres orthographes |
|